Hevitra momba ny Dia ho maizina ve zany lalako
Hiverina amin'ny Dia ho maizina ve zany lalako
alicie (
11/03/2014 11:16)
Io tonon-kalo io dia hitako tamin'ny gazet Malagasy mpiseho isan'andro tamin'ny taona 80 tany ho any.
Tiako ilay tononkalo ka atolotro ho anareo rehetra eto
Tiako ilay tononkalo ka atolotro ho anareo rehetra eto
jiya (
11/03/2014 13:27)
tsara b no sad tiko ! mankasitra eee!!!!!
