aloka (tsiahy)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsy maintsy eny ihany izy;aloka idifiana,feo tsy te horenesina;
voaloham-pitiavana,fitia mamy loatra;
tia anao ny foko ka tsy afaka manoatra;
mbola tavela ato amiko:diary arafesina.
tsy maintsy eny ihany izy;
matsatso mamy tsiro;tiana hatrizay efa niova loko;
eny kanto ka kanto ny fitiavanao ahy
fa sarotra koa ny manala azy ao am-poko
aloka lalaiko....
--------
Rohy:
Sokajy :
Aingam-panahy
Hevitra mandeha
vololomanitra91
(
06/01/2008 04:00)
zany an!!! marina izany sarotra ny manadino!!!!