ny fahanginanao (tsiahy)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ny fahanginanao no zary tabatabako,
fa ny masonao mijery, dia mifono misitery
tiako hofantarina,
ny fahanginanao,no zary tabataban'ny fanahiko,
fa miafina ao ,ny fangaron'ahiahiko
moa tia izy,hatraiza ny aminay
inona no miafina tsy nolazainy tamiko,
vetson'ny fo tia tsy manana afa-tsy iray,
ka miady ihany hitazonana ilay mamiko,
ny fahanginanao,no zary tabatabako,
(mbola hitohy....)
--------
Rohy:
Sokajy : Alahelo - Aingam-panahy
939 1
Mpakafy: Vitsikakely
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : tsiahy
Nampiditra : saun
Daty : 09/12/2007 17:12
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0132