You are here: home > Vetso

TONGA ETO ANIO - TSIAMBARATELO

Azo vakiana?

       TONGA ETO ANIO

  Eny!

                 Raha ory
                'zany fo,
                ka torovana
                ny saina...
                Jereo ny
                eo anoloana
                F'ireo
                lasa babangona
                Aza itodihana
                Akory,
               Raha tsy hoe:
               Angah,
              Zakanao 'lay sedra"







(hey,averiko adika eto ny tononkaloko fa tsy haiko we nankaiza????)

Hevitra mandeha

Zozoro (16/06/2009 17:07:21)

Fa nahoana hoy ianao ???

maeva74 (16/06/2009 17:30:00)

ndryyy nankaiza kosa

Zozoro (16/06/2009 20:45:57)

eo ihany aho saingy tsy hita-ndry ! fa heno-ndry kosa !

tsiambaratelo (28/06/2009 17:16:14)

Eo fa haverina hadika ,dia holazaiko eo
ihany nareo!

hery (15/07/2009 09:24:13)

Aiza ihany? :-)

tsiambaratelo (19/07/2009 11:11:54)

sarotra be lay mitadidy,'lay niserana.
haingam-panahy niserana tsy voatahiry
anaty ny kahier:-P

tsiambaratelo (03/10/2009 11:35:36)

Hosoloina tononkalo hafa angamba, 10 taona ny serasera! Nefa mety sarotra be vao hahatanisa ny zava-bita tao anaty ny 3650 andro!!! Fisaorana hoany mpiandraikitra rehetra eto am serasera o ! 03 Oct 2009

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : TSIAMBARATELO

Nampiditra : tsiambaratelo
Daty : 11/11/2007
Mpamangy : 2017
Mankafy : 3

Tononkalo hafa

JE T'AIME !
L ' AMOUR !
NE COUPEZ PAS
LE VENTRE DE MA MERE
FAHATSIAROVANA