Hevitra momba ny NY TANANANAY

Hiverina amin'ny NY TANANANAY
hery ( 29/05/2023 10:09)
Fanitsiana tsipelina vitsivitsy:
- Havoana fa tsy avoana
- am-poko fa tsy ampoko
- hany mba fa tsy any mba
- mitamberina an-tsaina (diso tsipelina ianao teto)
- ikaky fa tsy kiaky
- namana fahazaza (na mety hoe namam-pahazaza?) fa tsy naman-fahazaza
- hihaona fa tsy hiaona
- an-tanĂ na fa tsy antanana.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009