You are here: home > Vetso

Zandrikely - Tsi'kel

Azo vakiana?

Voafelaka tamaina
i kala zandrikely
hoy neny hoe "tsy misaina"
naditra ka dia voavely

Ny fo feno alahelo
Ny maso nitomany
ny orona latsa-delo
fafana fa mikorina hatrany

Mangina hoy i Neny
Fa hoy kosa i zandikely
raha misy mamelaka ny takolaka ray hoy jeso
omeo azy koa ny iray faharoa




Hametraka hevitra

Midira aloha