Hevitra momba ny Any...!

Hiverina amin'ny Any...!
vetsoko ( 09/01/2005 15:08)
mahalaza ny situationay sy ilay tiako ilay asa-soratrao,misaotra indrindra dia mankasitraka sy mampirisika e!
andriary ( 27/01/2005 15:12)
Ny lavi-tiana no sambatra sy ory indrindra amin'ny mitia rehetra...misy ifamatorany ami'ilay tonokalo hoe : iny habakabaka iny!manasa anao hamaky ary mankasitraka sy mankalaza ity tonokalo natolotrao ity
andriary
Iony ( 04/03/2005 14:35)
Tsara e! tena tsara ary mazotoa manoratra hatrany fa mahafinaritra ny tononkalonao .
SOBIKA ( 25/05/2007 08:22)
ntsôoooooooooo
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009