Hafatry ny nofy (Tsiory kelyh)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Hoy izy hoe...?☝️

Indray andro any tsy maintsy ho avy aho?
Ho avy amin'ny endrika taram-pazavana☀️
Indrindra fa iny rehefa hisandratra aho??
Ka aza gaga fa izaho ihany ilay taram-pitsikina

Aza miteny hoe irery ?
Ary aza mahatsapa hoe mijaly ?
Fa sedra mandalo ihany ireny?
Ka mila mafy elah raha te ho faly?

Ary ataovy amin'ny fo izay rehetra atao❤️
Dia araho tsikitsiky sy hafaliana?
Amizay mba feno hery ao anatinao⚛️
Dia tsy ho very fa feno hamamiana?

Ka vonona foana isan'andro rahavako?
Fa efa tena kely sisa dia hitsangana aho✊
Satria ianao no voatendry ho sahaniko?
Ka aza mangnahy fa anampy anao aho?‍❤️‍?
--------
Lien:
Catégorie : Aingam-panahy
253 0
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
A propos
Auteur : Tsiory kelyh
Inséré par : RASOARINIAINA
Date : 24/03/2025 23:59
Lectures

Pas encore lu

Demander une lecture Ajouter audio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0113