Ry fanahiko (Tsiory kelyh)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
#RY_FANAHIKO

♨️Nahoana ianao no diso malefaka mora ambakaina ?
Hararaotin-dava e ! ,terena ankolaka hiaino taraina
Matahotra ilay lolohavina koa anie raha minia tsy hahalala e
Ireo izay mba nila vonjy ,ianareo mahalala

♨️Ny olombelona anie tena sarotra hanaovan- tsoa e !!!
Milanja nenina hatrany no toa setriny fa aza atao an-doha
Marina izany e ,ekena fa izay ilay fiaina- mandalo
Tohizo hatrany ilay maha ianao anao tsy haka fahavalo

Misaotra an'i Anjara??‍♂️
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
27 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Tsiory kelyh
Nampiditra : RASOARINIAINA
Daty : 09/05/2026 03:49
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353