fisarahana (tsitsina)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
apanganiko ny fokoizay nitempo atrizay
ho toniako koa ny saiko
tsy amisavisa anao
ampy izay ny vitantsika
fa ny hoavinao jerena
fa ny fonao manontolo
efa nisy nanantena
izao ane tsy ho kivy
na hisento aminizany
fanirihana ane ny antsika olom-belona eto antany
ko raha tsy tanteraka
ary koa tsy anjara
tsy aleo ve misaraka
sa tsy izany ve no tsara
sanatria raha izao
noilaza hoe tsy tia
fa ny fanirihana dia
hiarako-doria
nefa atao ahoana moa
ny eto antany mana-petra
misy farany avokoa
izay natomboka rehetra
koa teniko aminao
ry tiana dia izao
ilay efa olon-tianao
no tiavo sy hajao
DIA PEN,I TSITSINA
--------
Rohy:
Hevitra mandeha
tsitsina
(
07/02/2007 16:33)
nandefa tononkalo iray aho nefa tsy mbola hitako ihany azady mba atoroy hevitra aho