fisarahana (tsitsina)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
apanganiko ny foko
izay nitempo atrizay
ho toniako koa ny saiko
tsy amisavisa anao
ampy izay ny vitantsika
fa ny hoavinao jerena
fa ny fonao manontolo
efa nisy nanantena
izao ane tsy ho kivy
na hisento aminizany
fanirihana ane ny antsika olom-belona eto antany
ko raha tsy tanteraka
ary koa tsy anjara
tsy aleo ve misaraka
sa tsy izany ve no tsara
sanatria raha izao
noilaza hoe tsy tia
fa ny fanirihana dia
hiarako-doria
nefa atao ahoana moa
ny eto antany mana-petra
misy farany avokoa
izay natomboka rehetra
koa teniko aminao
ry tiana dia izao
ilay efa olon-tianao
no tiavo sy hajao

DIA PEN,I TSITSINA
--------
Rohy:
8723 2
Hevitra mandeha
Malalason ( 06/02/2007 14:32)
tsara tarehy ilay tononkalo fa ny iangaviako fotsiny dia aza disoana ny tenin-tsika, hampanginiko na ampanginiko (ampanganiko) anie fa tsy ane, faniriana (fanirihana)tsy sanatria fanakianana fa tiako ho feno ny maha-panoratra anao,
Malalason
shenah16 ( 23/03/2016 11:26)
Tsara be fa tohizo
Ankaizina J24 ( 18/11/2017 08:26)
0k! tafa ry se lay haftr a!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : tsitsina
Nampiditra : tsitsina
Daty : 06/02/2007 04:50
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135