Hevitra momba ny fisarahana

Hiverina amin'ny fisarahana
Malalason ( 06/02/2007 14:32)
tsara tarehy ilay tononkalo fa ny iangaviako fotsiny dia aza disoana ny tenin-tsika, hampanginiko na ampanginiko (ampanganiko) anie fa tsy ane, faniriana (fanirihana)tsy sanatria fanakianana fa tiako ho feno ny maha-panoratra anao,
Malalason
shenah16 ( 23/03/2016 11:26)
Tsara be fa tohizo
Ankaizina J24 ( 18/11/2017 08:26)
0k! tafa ry se lay haftr a!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091