You are here: home > Vetso

miverena - verokely

Azo vakiana?

Alaivo sary an'aritreritra
Ny dindon'ny lasa tsy hay hadinoina
Aza avela ho faty raha mbola mirehitra
Raha mbola tiana aza soloina

Aza sodoky ny voro-mandalo
Sao hilaozany avy ka hangaina
Ny tia hatry ny ela aza hatakalo
Raha manaja ny tena aza latsaina

Babo ny foko ka varimbariana
Tsy nahalala intsony ny toky sy fitaka
Asanao ry olo-tiana
Fa dindon'ny lasa, safidy ka sitraka

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

Rajordri (14/12/2007 17:48:45)

Aza avela ho faty raha mbola mirehitra, marina tokoa ity hevitra ity.

Mombamomba

Mpanoratra : verokely

Nampiditra : verolove
Daty : 13/12/2007
Mpamangy : 1201
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

DITRA
tsy neniko
TSY NENIKO
ny fianarana