You are here: home > Vetso

DITRA - verokely

Azo vakiana?

Tovovavy bikana sy maha-te ho tia
Manana endrika kanto dia kanto
Nefa ankehitriny aza manatra satria
horahiko eto hatramin'ny harato
    Fa vao roapolo taona ity ramatoa
    Dia indro fa efa nibaby ny kitra
     Tsy mba iray fa anankiroa
    Izay tsy azo afenina fa valin'ny ditra

Sokajy : Fiainana

Hevitra mandeha

bichette (29/11/2007 13:44:12)

Valin-ditra kanefa koa fitahiana ;-)

Mombamomba

Mpanoratra : verokely

Nampiditra : verolove
Daty : 29/11/2007
Mpamangy : 1277
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

miverena
tsy neniko
TSY NENIKO
ny fianarana