You are here: home > Vetso

SARY TENY - VINA

Azo vakiana?

Eny!
Misy
teny
vitsy

mahalaza ny ao am-po,
mahalaza ny ao an-tsaina.

Ary
misy
sary
vitsy

tazana ao an'eritreritra
fa tsy tazana ao an'efitra.

Sokajy : fiainana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : VINA

Nampiditra : tala vina rakoto
Daty : 13/10/2019
Mpamangy : 119
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

POETA IANAO
ETO...
ADIN-TSAIKO