Hevitra momba ny lasa
Hiverina amin'ny lasa
princesseN (
02/03/2009 15:36)
tsofy rano r'se a!
tsara eh!
tsara eh!
felandefona (
06/07/2009 12:33)
avelao andeha izy raha toa ka te handeha ary tsy maintsy mbola hiverina izy raha toa ka tia anao satria "on s'aperçoit toujours des gens qu'on aime quand on les a perdus" , et aussi "on ne sait pas ce qu'on possède jusqu'est ce qu'on le perd"
tohizo fa tsara ny tononkalonao
tohizo fa tsara ny tononkalonao
felandefona (
06/07/2009 12:34)