You are here: home > Vetso

fity sovenira - yonja

Azo vakiana?

vao misokatra ny molotro
dia arahaba no atolotro
Arahaba taratasy
amn' teny malagasy
misy zavatra olazaiko
manahirana ny saiko
fa izao no tiako ambara
fa izao tsy olava resaka


sovenira kely monja
no atolotro anao
lay teny kely fa mahafonja
dia mteny hoe tiako enao
le ciel lanitra
mon dieu no andriamanitra
bonne année tao-baovao
    Y love you    "tiko ianao"

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : yonja

Nampiditra : onja 1
Daty : 15/10/2016
Mpamangy : 1272
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

kessee