Hevitra momba ny ATOLOTRA HO AN'NY MPANORATRA ZOKY REHETRA ATO AMIN'NY VETSO SERASERA

Hiverina amin'ny ATOLOTRA HO AN'NY MPANORATRA ZOKY REHETRA ATO AMIN'NY VETSO SERASERA
z'andrygasy ( 17/06/2015 06:16)
Mbola tsy mahay manoratra ka tsy tafiditra avokoa isika rehetra. Koa azonao atao ny manohy azy. Dia mazotoa daholo ny namana rehetra. Iriko ny hitaritana ahy any amin'ny tsaratsara kokoa.
tojoninofy ( 18/06/2015 06:27)
Zà ,rangah maka anao a! iny indray no tsitako. Otran'ise iany zà te hitroatra fa tsy afa-manoatra hihihi!!!
z'andrygasy ( 18/06/2015 08:54)
Iezahana ampidirana tsikelikely nareo, namana daholo nareo e!
kiriah ( 18/06/2015 09:31)
Misaotra betsaka ry se a !
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095