Hevitra momba ny Tsifarifary (vehivavy nanambady vazaha)(1)

Hiverina amin'ny Tsifarifary (vehivavy nanambady vazaha)(1)
z'andrygasy ( 18/06/2015 13:39)
Tantara mateti-pitranga ka nohiraina an-tononkalo. Mbola tsy tapitra fa azonao tohizana. Manantena sahady ny mety ho tohiny avy aminao. Misaotra mialoha amin'ny fiaraha-mientana ao amin'ny kanto
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091