Hevitra momba ny MANORATRA AHO SATRIA

Hiverina amin'ny MANORATRA AHO SATRIA
benasy ( 26/03/2009 10:33)
Sambatra izy tianao!
endrika01 ( 04/07/2009 07:30)
Sambatra ianareo,raha mahay mifankatia!!!
maeva74 ( 04/07/2009 15:11)
Manoratra aho satria
Te hahita anao foana
Handeha , hilalao fitia
Izany tenako efa noana
tsiambaratelo ( 05/07/2009 09:16)
maeva74 >tanjemo ary milalao fitia be ao an,

kolesy ( 13/05/2010 09:23)
Soraty ka soraty ireo vetsovetsonao
F'angambany izy izay, mba tahaka anao koa
Saingy kely feo no tsy mba mizahozaho
Tia fa mampangina ilay fony tia tokoa..
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092