Hevitra momba ny RAHA HO NOFINOFY IHANY...DIA NALEOKO
Hiverina amin'ny RAHA HO NOFINOFY IHANY...DIA NALEOKO
endrika01 (
14/09/2008 13:55)
ntsooo,avelao ny nofinofy
hanalavitra anao,tsara be lay vetso.
hanalavitra anao,tsara be lay vetso.
mangidy (
01/03/2009 19:10)
Raha ho nofy ihany izao rehetra izao, de naleko ihany tsy nahalala anao...Nofy mamy, Nofy lalina ianjadian'ny Fitia...; nefa kosa ankehitriny matokisa rehefa TIA...
