Hevitra momba ny Tsy fantatro ...

Hiverina amin'ny Tsy fantatro ...
bichette ( 24/08/2005 08:53)
oadray !!!!
fiaritiana ( 26/08/2005 18:21)
izay ilay fitiavana koa
kally ( 13/09/2005 18:04)
Sambatra ianao izany tsara solomaso, mahita loko hafa noho ny tena izy tonga any an-tanin'ny sambatra e!
Kotity ( 14/09/2005 18:32)
aoka rangah marina e, zany an!
bichette ( 19/09/2005 15:02)
inn no dikan'izany dizina tokoa ? aleso am hafatra nikopol oooo
RADOUXE ( 21/09/2005 16:27)
Tena maay nareo le manorata fona fa komika be
fiaritiana ( 04/11/2005 00:25)
komika fa milay be
5/5 e!
Iony ( 13/12/2005 10:55)
entim-po enao zany d tafahotra lotra ny fiteny an!fa tsara ka,tohizo.
pissoa ( 18/02/2006 14:55)
Klounn mihitsy i Niko ity kah - hihihi
raozigasy ( 10/03/2006 22:01)
REVY MIAINGA
hoatsoatsy ny hoe te hizara sy anala azy miaraka amin-drazoky zany ny tenanay de nanoratsoratsa teto e !


Tsy haiko aloha ianao raha pôrina
Na dizzina na dôzidôzy
Fa lay revinao toa tsara bôrina
Ka lazaiko anao le kôzy

Tsy lasa lavitra ianao
Fa mbola eto an-tany ihany
Tsy haiko izay tsy zakanao,
Na i Sipa na i Vinany

Raha le Sipa de izao
Le revy miainga no ovao
Fa tonga izy de hiparitaka
Kôzy zany tsy mba fitaka

Raha le Vinany no nazefatra
De zao ny hafatra sy resaka
Le sahafa no akelezo
Ka ze zaka no fehezo

De zay le kôzinay raZoky
Zay le laverita sy boky
De aza ianihana le hazo
Fa ze maina aleo halazo

De ialao ko re le esma
Fa io ange mahatonga asthme
Sao midona ianao ka fesona
Ka asosany, atsikasiny

De ovay vazo re na dance
De le doudou aleo hi-staynce
Jereo zay filins milay
De zay le kôzy fa okay

Sixa zany raZoky e !

pissoa ( 13/03/2006 12:16)
Hahaha
nikopol ( 13/03/2006 12:25)
hahahahaha
ok less Raozy lol
Very very Milay e ! Misaotra nanala azy...

Le sahafa zao vilany :
Toko telo mahamasaka.
Ze lalàny any lalàny any ,
Fa ny revy aleho hipasaka...

Fa raha bolisatra solafaka,
ka mandraiky ny maratra.
Mbola eo ny sipa masaka,
ireo karazany be tratra.

Mbola afaka hanafana,
Hi-filignina milay.
Hanao revy ganagana,
alikalika kely zay.

okay Raozigasy
aleo za hiapa fa radem e
raozigasy ( 13/03/2006 23:19)
Na sahafa na vilany,
Na koveta na barika
Aleo milamina ihany
Sao lasa fiainana alika

Aleo milamina aloha
Sy maka souffle tsy-lem
De avy eo misesy indray koa
Na bozaka io na koa lavenona

Aza maika hosambatsambatra
Na maika hisidina hitsingevana
Izay mipatitaka aza atambatra
F’aleo hisononoka maivana

Tandremo jembin’ny masoandro
Fa hamaizino koa le jery
Amin’izay koa isan’andro
Mahatsiaro tena ho mahery

De reveo maika tsy speed
Aleo ilay onde koa hivibre
Fenoy banga ireo izay vide
K’izay baranahiny ho libre

.....
nikopol ( 14/03/2006 11:17)
hihihi
aleo tohizana ...



Mety ho masaka le kôzy ?
Ary tena beautiful
Tsy-lem – lemy ve ry Raozy?
No revy tena very cool ?


Le sipa nefa mafy be ...
Mila pôzy be de be...
Sa asiana vitamine ?
Hitombon’i (a)drenaline...


Aleo revena doucimenté
Piano de Piano …
Tsoda ela peper mint
Après ngôlô ngôlô


Za tsy miala solomaso
Na dia resaka micôl.
Mouv mouvn’ a malaso
Zay staïle nikopol.


Lazaiko elà refa poinsa,
Le sipa manko very manja.
Maria carrey intelizeinsa,
K’aleo klou za hi-kanja.



raozigasy ( 15/03/2006 09:11)
Lasa zao e !

De lazao aho refa poinsa
De asio vazo, asio pince
Sady arahintsika dance
Hampakatra avo ilay filince

De reveo tsy lemilemy
Amin’izay koa toi ekeny
Fa raha vao gidrain’là ilay revy
Hitokona izy, higrevy

Dia eo ialahy to de KO
Ka na hoe hampiasa coco
Mety ho sahirana ihany
Raha tsy ampian’ilay vinany

De mankalaza alou razoky
F’aleo hikaly mba ho voky
Fa tena tratran-dramaria
K’aleo hanosika vilia

De bye de six ry tsamy e !
Tantarao ze revy any
De aza adino ny mikozy
Zay revy miainga amin-dRaozy

. . .
nikopol ( 15/03/2006 10:25)
leo hande ! leo hande lollll



Vô teo zao za no niphône,
Fa masaka lay kôzy bône,
Le pasin’ a tsy lem-lemy
Io kay ny T reveny.

Mety asiana sônema,
F’aleo hande le mouvmà.
Hangalako congé.
Sô mba misy revy B.

Hiketrehako ati-doha.
Hanaovako galenteriana
Avelako hande aloha.
Hipôliko ny “ao aoriana”.

Lazaiko elà refa mianga,
Za manko tsy mandainga.
Fa ra misy revy hafa
Aza adino ny mitafa.

Nikopol mirôzy
F’tôvy poinsa le dôzy.
Na ragga na dance hall
Na « le jour » na ny alina.
raozigasy ( 15/03/2006 23:35)
k'aiza k'aiza Nikopol
Tafa zany ve le bôl
kasamà ve le bajo
so de mampiesona dodo

lazao ze pass le akama
amin'izay ko de tamana
hijabaka amin'ny serasera
hipôlipôly ze afera

de aza adino ny arozazy
isika maika hanala'azy
de kozikozio izay tantara
sy ze revy ao afara

zay de radem indray
ilay kozintsika atao milay

nikopol ( 16/03/2006 15:50)
Asa aloha na mapiesona,
Na mba misy « pure lôve »
fa le kôzy tam ny phône
nampibotsina balôme.



Ary elà ve fa kasamà.
Sipa tato serasera?
Sa ze nanaovana plan
Dia milaza ho masera
raozigasy ( 17/03/2006 08:38)
ny serasera sy i raozy
de tantara tsara kozy
tsara maminy sy fy
na ny revy na fitia

na masaka na kasamà
de zao no tsoriko am'là
ny serasera aza ialana
f'ao ny sipa no tamana

ao anatiko ilay serasera
ka na iza ho masera
refa bone ny kozy
de lasa zao avec Raozy

sa ahoana re raNiko
sa ahoana re raPol
elà izao anontaniako
any am'là indray zao ny bôl

de zay klou fa bonne sanse
tsika kay samy franse
neuf deux ve mou ialahy
sept huit na an'akahy


nikopol ( 20/03/2006 09:16)



Ty ry tsàmy tantara vraie
Une fois – nahazo « me » indre-mandé
Dôzy dôzy za demi-ivre
Vizambizana ni-livre.
De we hody « tsy tara trop »
Fa “tu vois” – peut-être - un petit ngôlo ngôlo ?

Fa nga tsy « angano angano »
Tontona za tao an-trano :
Bandy bokona - rasé coco-
No mirevy ilay bajô.
Nisava wa ny whys-..Pi
We enjaniko i lery...

Fa asa ? le kôfa na firy Dan?
Tsenainy mawashi za de fane !
Tsy arako ze ni-se passer
Tsy aiko tsouny ny « après »
Hôpitaly za , tonga saina
Vers 5 heures du maraina.

Infirmiera brown
No nanome ahy phône :
“misy oll tianao antsoina? “
Io le kôzy refa misy voina...
Ny akôlitako rehetra efa nialà pas
Hatramin’ny nipôliko ny sipan-dry zalà ...

Nody za “seul “
Naka pi-klà!
Nieritreritra ny kôzy holazain’ilay bajô
Fa lazaiko an’ty fa mbola “trop" :
Vide wa ny appart sy ny placard
Na vilany na vilia na ny drap-parafara !
Ts’hita tsouny kala - Ary tena giravy :
Lasany daholo hatramin ny volamena-dranabavy.

Ny andro asaramanitra
Tamizay za natsiaro kely an’Andremanitra
Hiantso an’i Maman an’i Madagasikara
Zay ngamba no mety ! mety mba ho tsara.
Nidina za hividy carte phone - tamin’ilay Cyber
De iny za no nitontona nahita ny “serasera”.

Sipa free staïle no hitako - niresaka nivantana
kasamà hono “raha” any aminy za no mamantana.
Fa izy raha fitiavana - D – manana omena.
Bandy “like me” no tiny ho revena.


zay klou ry rôzy
Fa za kou de hirôzy
Za ve ? sept sept
fa D tôvy ze mety


Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0081