Hevitra momba ny ZO
Hiverina amin'ny ZO
jdd.rakotozafy (
05/05/2016 09:17)
Na dia ny zo fotsiny ihany anefa no voahaja dia tena ho tsapa ny fiovana. Misaotra e...
rfanomezantoky (
24/09/2019 14:12)
Zontsika mihitsy ny hanana mpanoratra mahay mamoaka ny zava-misy amin'ny endrika kanto toy izao. :)
rina15 (
10 ora lasa)
Ankafiziko hatry ny fony mbola kely ity tononkalo ity!!! misaotra ny mpanoratra