Hevitra momba ny Dokotera sa tsy dokotera,

Hiverina amin'ny Dokotera sa tsy dokotera,
hery ( 07/08/2025 08:20)
Matetika ny olona mametraka titre eo alohan'ny anarany hoe Dr dia manana doctorat na amin'ny fitsaboana na amin'ny zavatra hafa. Toa tena dokotera izy izany na dia hoe tsy miasa aza. Fa misy antsoin'ny olona fotsiny hoe Radoko na dokotera satria hitan'ny olona miasa ny asan'ny mpitsabo na dia tsy manana doctorat aza. Dokotera foana ireny :-)
TononkaloNM ( 07/08/2025 21:02)
Marina izany, mendrika antsoina presida mihitsy aza izy ireny 🙂
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0149