Hevitra momba ny Ilay sivanjato very,
Hiverina amin'ny Ilay sivanjato very,
TononkaloNM (
23 andro lasa)
Misy afaka manaza ve ny fepetra misy raha toa ka manonona anran’olona amin’ny tononkalo azafady.
hery (
22 andro lasa)
Angamba mitovy amin'ny fepetra n'aiza n'aiza (manoratra boky, facebook sns). Izany hoe tsy miresaka zavatra privée dia tsy manao diffamation sns.
TononkaloNM (
22 andro lasa)
Misaotra indrindra, ahitsio ihany raha misy tsy mifanaraka amin’ny fenitra ilay aingam-panahy :)
Djess (
12 andro lasa)
"ANDRY"
Tsy hoe tena tonga lafatra sy tsy misy tsiny akory,
Fa ampy ho "Andry" iankinako amin'ny sisa tombon'androko.
Tsy anjely velively izy fa mahavita mampitony;
Mampitsiky,mampitraka raha sendra maloka ny tavako!!!.
''Andry'' mampijoro ahy ho marina famindra,
Mamikitra ny tanako sy tsy mamela ahy hiady irery...
Arofanina mametra ny diako tsy hikombimba!
Dia...fanalahidim-piainako amin'ny ho avy mistery.
Mahalia ❤️✨
ny ahy izao ity tena anaran'olona mihitsy
ilay "izaho sy ianao "koa misy anaran'olona

7 andro lasa)
Mankasitraka!