Hevitra momba ny Hafa ihany ilay tena hoe nitia...

Hiverina amin'ny Hafa ihany ilay tena hoe nitia...
Azrael666 ( 7 andro lasa)
tsy ilay tononkaloko ity nantsainao ity Ikalamako fa an'i Njakahery Andriamalala, dia lasa ato e!
ikalamako ( 4 andro lasa)
ooops, saika tsy azoko ilay olana. Disodiso tsy mahamôro i sefo Hery tamin'ny ID nampidirana ny feo. Andraso antsoiko atsy mihitsy aloha. Azafady nama aaa
ikalamako ( 4 andro lasa)
izay fa voahitsy. Mankasitraka sefo Hery o ! Rary soa bevata Azrael a!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095