Hevitra momba ny Misy namana

Hiverina amin'ny Misy namana
hjravs ( 5 andro lasa)
Eny tokoa!
Ny fotoana hifaneraserana
no miteraka fisakaizana,
fa raha tafasaraka avy samy manana,
ny namany, izay hinamanana.
Eny, Mandalo tokoa ny fotoana TENA hinamanana, izay tena mahamamy ilay namana! Mankasitraka.
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0096