Hevitra momba ny Diso fitiavana!

Hiverina amin'ny Diso fitiavana!
hery ( 11/12/2005 14:56)
Gravy be ilay tantara. Fitia voarara sa fitia iniana raràna. Sé ki risk gagne :-)
endrika01 ( 19/08/2009 07:24)
Mampalaelo leu tantara! Anjaso alou haka mosoara,snif!
endrika01 ( 19/08/2009 07:25)
De nanao ahoana ny tohiny!
Mysento ( 19/08/2009 13:29)
Zany ka aingam-panahy =D
Richieux ( 5 andro lasa)
Ela izany tantara izany. Misaotra ity pejy ity nitahiry.
Ilay tonokalo mitondra ny lohateny hoe "Izaho koa..."(Lova) no namalian'ilay ramatoa kely ity tononkalo ity!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123