Hevitra momba ny Asio kaonty ihany
Hiverina amin'ny Asio kaonty ihany
arialy (
04/04/2025 18:53)
tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny
arialy (
17 andro lasa)
Sarcasme be
arialy (
17 andro lasa)
Sarcasme be
hery (
11 andro lasa)
Fa ohatr'ireny hoe tsy ho tafala teo ireny leiry an.
ikalamako (
2 andro lasa)
kay letia e, nijery daty nanoratana ah dia nihanahana kely aloha hoe hay tokoa moa 15 taona lasa tokoa zany 2011 zany, laolina
