Hevitra momba ny Saka kely tia
Hiverina amin'ny Saka kely tia
Azrael666 (
6 andro lasa)
Hahahaha... :) mampiainga fanahy koa ny "saka" ankehitriny: saka ma...laho, saka tavilotra, ny sakasaka v... akoho... Misaotra mitondra tsikitsiky e!
TosakaMg (
32mn lasa)
angamba saka tokoa no resaka! fa rehefa mamaky lahatsoratra, indraindray toy ny sary no asehon'ny mpanoratra ka ilaina fantarina ny hevitra ambadika tiany lazaina.
