Hevitra momba ny « AHOANA...? »

Hiverina amin'ny « AHOANA...? »
Azrael666 ( 3 andro lasa)
Mankasitraka. Fampitodihana amin'Andriamanitra daholo tokoa angamba na ny fitsapana, na ny sedra, mba hahatonga antsika hangetaheta an'Andriamanitra? Fa tsara e! Misaotra anao.
MAZ RAMANA ( 2 andro lasa)
Misaotra anao @Azrael : ) , mety ho izany tokoa angamba...
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0093