You are here: home > Vetso

MAMPANDRY NY AINA Manitra

★Poeta avy ao amin' ny FARIBOLANA SANDRATRA
★Mampandriniaina Manitranirina no tena anarana
★Zanakalahin' i Andriamampandry Rivoniaina sy Rahariniriana Veronique
★Taranak' i Rainandriamampandry
★Nanomboka nilomano tanteraka teo amin'ny sehatry ny haisoratra teo amin' ny faha 18 taona raha efa nanao ilay rediredy mirindra taona vitsy talohan' io

2016:
★Nanolotra fandaharana Literatiora tao amin' ny Radio Don Bosco ("Alimbetso" niaraka tamin' i Ony Mihajanirina)
★Nanome aina tantara fihaino tao amin'ny RDB ihany
★Nanolotra fandaharana Literatiora tao amin' ny Skyone TV
2017:
★Mpanentana fandaharana Literatiora sy Riba malagasy ( radio Tana , RTA tv)
★Manome aina tantara fihaino ( Skyone Radio, Radio fahazavana)
★Mpampianatra

Hametraka hevitra

Midira aloha