andao hisaraka - aladin

Mpanoratra : aladin
Nampiditra : ntsoans
Date: 20/11/2005
Mpamangy : 301
Isa : 0
Fidio :







Andao hisaraka
Mapanoratra:Ntsoa
Rehefa vita ve izay nilaina
Navela 'lay fitia natao ho maina
Toa ravina nihinana,zavatra matsatso
Aiza lay angola pitia milantolanto

Tadidinao  lay hoe "tiako iano,tiako ianao,
Foana hatreo toa fasana sy lao
Ka naleonao ny nadao,
nefa ity foko efa babona.
Dia vitanao,izay natao
Andao hisaraka amin'izay hoy ianao
Tsy homeko tsiny ianao raha izany
Fa fomban'ny lehilahy izany.
andao hisaraka,teny izany ka mangidy,
Indrisy anefa fa natao ho an'ireo mpandositra adidy
Ntsoa


Hevitra mandeha

lapino (23/11/2005 12:47:41)

Ntsoa < Ntsôô!...

Hametraka hevitra

Midira aloha