You are here: home > Vetso

FETY MIRA FANDRESENA - gervais RANAIVOSON

Madiva hifarana ny taona
Mandindona ny fety,
Dia ilay andro sy fotoana
Hisehoana ho mpandresy;
   Nandresa ady mafy
   ...Gidragidra izay nifafy,
   Tsy nahitana fifalina
   K'anio saiko tsy angina.


Madifa ho tonga ity ilay ora
Niandrasana hatry ny ela
Efa nanonkanam-bola
Hifandonandonam-bera
   K'asakasakao tsy hamango
   Fa andro iray io toa hetsy.
   ...Sao mantsy ho matin-kambo
   Ka ho voa mafy ho voafetsy.

Sokajy : Aingam-panahy, Fety

Hametraka hevitra

Midira aloha