TSY MISY ANJARA TSY HIFANKAHITA (has'n kwel)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
tsy misy ny anjara tsy hifankahita
tsy misy ary tsy hisy mihintsy
ny lasa tsy azo hodian tsy hita
ny ho avy atao misimisy
.
hasina sy fanja, efa am.- pelatanan'ilay Ray
manomana ny fo, hifankatia mandrakizay
efa voa-tso drano, mba ho laban'akoho
ary efa manantena izany daholo ireo RAD tsika roa
.
eny na an-taona maro aza no mety tsy hihaona-tsika
aza manahy fa tsy misy anjara tsy hifankahita
ary na maro aza ireo zavavy tsara,an-tapitrisa
aza manahy fa ny fitiavako anao maro sosona tsy lavitr'isa
.
fa tiko ianao, eny tia ahy koa
lay zatovovavy vao misandratra momeko ity fo
za aloa efa mino ary miandradra sahady
ilay hasambara-tokantrano-n-tsika mivady
.
Hasina & Fanja, io no ho ita
fa ny anjara tsy maintsy hifankahita
dia tsy ho ela akory dia hozaraina ity fanasana
hofenoitsika hafaliana ny tanana
satria tafaray indray isika
dia ho averiko ho ren ny tany fa:" TSY MISY ANJARA TSY HIFANKAHITA"
--------
Rohy:
1067 1
Mpakafy: jonathankendjy
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : has'n kwel
Nampiditra : mandresy1
Daty : 30/07/2016 10:24
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151