You are here: home > Vetso

Foko ô!!! Mba mangataka - Ra'Ony

Foko ô!!!
Mba mangataka aho androany
aza manembona azy ianao
fa ny azy anie ny tany
efa toy ny kilalao...

dia fero ao anatinao mangina
lay fitiavana tsy ho averiny
izy nga maniry ho tiana
fa lalan-kafa no heveriny!!

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha