Aleko mangina miery lavit (Ra'Ony)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aleko mangina
miery lavitra anao,
ry tany be fisangina
moa ho tantaraina izay anton'izao??

Ny ampitso no aleo ho fitobiana
antenaiko ho maraina vao.
Moa hahasoa izay fitoriana
izay ho anton'izao fahoriko izao??

Ry fo antenaiko mbola angina,
na mamonto ny tany aza ity masonao...
fa mamiko indrindra ny mba ho sina
manoloana ireto ady natao
--------
Rohy:
1109 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0158