ra hevitra letrezana hand (Ra'Ony)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
ra hevitra letrezana
handetehana vahoaka
sady hiniana tetezina
raha mitady ampamoaka
ny sata-pirenena
izay nosihosena

Dia tsy ho tonga hatraiza
ny fenitra tratrarina
tsy hitondra fihovana
raha toa ka tsy hierana
vao maika ampikoro
ny zavatra najoro
--------
Rohy:
837 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0139