You are here: home > Vetso

MANAIKY AHO - Tohaina Mikalo

Zandry aho fa tsy zoky

Noana aho fa tsy voky

Ka rariny aho raha resy

Hay andraso vetivety

Tsy tezitra aho nikalo

Dia aza raisina fahavalo


Tohaina MIKALO
Boky TSIARO
(fb:Tohaina Andriamirado)

Sokajy : Fitiavana, Namana, TSIARO

Hametraka hevitra

Midira aloha