You are here: home > Vetso

Velirano - Tsilaitra

Azo vakiana?

Nisy velirano nifanaovanay
kanefa indraindray
adino tsy tsaroana
Nisy toky maro noraketina am-po
natao tsy ho vonoina
kanefa atao ahoana moa
raha sendra ka solafaky
ny làlana malama
ka voatery nialàna

Tsilaitra (mars 2010)

Hametraka hevitra

Midira aloha