You are here: home > Vetso

OLONA AFAKA - Tsilaitra

Azo vakiana?

Satria ve olon'afaka ianao
‎ Dia ataonao Kilalao
‎ Ilay fitiavana ao am-po
‎ Ka zary Kianja filalao
‎ Ny tontolo rehetranao
‎ Zay vao marary an-doha
‎ ‎
Olon'afaka eny ianao
‎ Afaka manao izay sitraky ny fo
‎ Kanefa tsy tsinjonao mialoha
‎ Zay ateraky ny anio
‎ Na ho masoandro na tadio
Tsilaitra

Hametraka hevitra

Midira aloha