Insérer un poème
Z'Andrigasy
ANDRINIRINA Francklin no tena anarany, teraka tamin'ny 09 Aprily 1982 tao AMPANIHY Andrefana. Nahavita ny taona fahaefatra teny @ ambaratonga ambony. Nandalina manokana momba ny Antropolojia tao @ sampana MALAGASY oniversiten'i Toliara. Mpampianatra malagasy ao @ Kolejy Docteur stefan Ampanihy, mpampianatra français sy malagasy ao @ Lycée AMPANIHY. Efa nanoratra tononkalo maro efa navoaka tato. Nitondra ny solon'anarana Z'andrigasy
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/andrinirina-francklin