Insérer une photo
Inséré par :
desirelyaime
Date : 12/09/2007 17:19
Visite : 1780
Poèmes: 6 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème Date : 12/09/2007 17:19
Visite : 1780
Poèmes: 6 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Desirelyaime
ILAY SAMBOKELINTSIKA.Tapa-kevitra isika
Hiara-hita an-tsambolay
Tony botry mitsorika
Eny anivon-drano iray.
Niara-dia nifampitantana
Nanatona ny moron-drano
Io no tena fisandratana
Nahasolo ny tso-drano.
Dia nizotra izany dia
Nony niainga samy faly
Nifandray nifankatia
Tsy mba ory na nijaly .
Nihomehy nikakakaka
Nifampisangisangy koa
Nifandray , nifampiz
Lien:
https://vetso.serasera.org/mpanoratra/desirelyaime
Poèmes ( 6)
Lectures
Pas encore lu