Insérer une photo Inséré par : lolokely
Date : 07/07/2006 10:19
Visite : 1099
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Feno Ambinina

tsotra ihany ny momba ahy raha ambara
aleo angamba tonga dia ambara f tsy hikafarafara,
maniry ny ho poeta aho
ka mila fanohanana avy aminao ;
te hitovy lenta amin'ireo efa malaza
saingy mila anao hamaky izany mba ho fanta-daza.
Maniry koa ny mba hihaona amin'reo poeta hafa ato @ serasera.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/feno-ambinina
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0151