Insérer une photo Inséré par : nyeja
Date : 03/08/2005 13:09
Visite : 2616
Poèmes: 2 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

HAINGO

Haingo, mpanoratra poety andrarezina eo amin'ny sahan'ny haisoratra malagasy ny lehilahy, efa hatramin'ny taona 1984 izy no niditra ny sehatry ny fanoratana ary efa namoaka boky "ilo" izay nahazo loka tamin'ny fifaninanana nataon'ny BMOI ,
HAINGO, lehilahy tsotra , tia mifandray aman'olona ary mpandala ny maha malagasy fatratra,poety, mpikabary ny lehilahy ary mpikambana ao amin'y fimpimi, tsy iza izany fa ireo tanora manandratra ny maha malagasy ,
HAINGO naman'Ny Eja toy ny anadahiko akaiky ahy tokoa ary dia voninahitra ho ahy ny mampafantatra azy antsika eto amin'ny namana serasera.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/haingo
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0132