Insérer une photo Inséré par : famoha
Date : 04/08/2016 15:55
Visite : 1465
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Ilay Malalako

Ilay Malalako dia mpanoratra iray nanoratra ny tononkalo izay mitondra ny lohateny ho "HENOY ANGE". Tiako sy sitrako io tononkalo io ka izany no nanomezako azy anarana io ary ho ampitondraiko azy avokoa ny tononkalo rehetra izay tiako nefa tsy tsy fantatro ny mpanoratra azy. Mirarisoa ho an'i Ilay Malalako!
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/ilay-malalako
Poèmes ( 1)
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141