Inséré par : KALO-TIA
Date : 10/10/2015 04:17
Visite : 1571
Poèmes: 2 Cliquer ici
Fans : 1 Admirer
Insérer un poème

KALO-TIA

Tohovavy teraka ny 16 febroary 1995 tao Andranomanalina I. mipetraka ao Ankadikely Ilafy.
ireo toerana nianarany: CEMEAN, CEG Ankadikely, Lycée Andrianampoinimerima, I.S.T.S ( Institut Supérieur de Travail Social). nanomboka niditra tao amin'ny tontolon'ny tononkalo ny taona 2006 ary ny tononkalo nosoratany voalohany dia mitondra ny lohateny hoe: Trano bongo. Izy dia mankafy ireto mpanoratra ireto: Rado, Rajaofera ary Dox.Mivelatra amin'sehatra maro ireo tonokalo nosoratany, fa amin'ny ankabobeny dia ny fitiavana no tena maro amin'ireo tonkalony. mpakafy tononkalo izy ary nilaza fa ny soratra no namany akaiky indrindra, afaka hitantarany ny zavatra rehetra sy ny ao am-po ankamatatra. Io hoy izy ilay namana tsy mba mivadika ary tsy mba mandatsa fa manampy anao hiara-hizaka sy hiara-hitantara ny zava-miseho. Hikalo aho hikalo ho anao ary hikalo ho ahy. KALO-TIA
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/kalo-tia
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0111