Insérer une photo Inséré par : Kelifara
Date : 12/06/2014 11:58
Visite : 1096
Poèmes: 3 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Kelifara

HARINJATOVO Andrinirina no tena anarana,Teraka tamin'ny taona 1983 tao Befelatanana, manambady, mananjanaka 2 lahy. Ny mpanoratra ankafizina dia i JJ Rabe, Ny Havana Ramanatoanina.Efa nanoratra maro fa ts mbol niditr tao anaty fikambanana, maro ihany koa ireo mpanoratra efa niara niasa tamiko toy an-dry FAL BATHANAR ao amin'ny Havatsa UPEM (Kitay telo an-dalana), Ry Lanto Tsiory.. Ity no anaparitahako ny asa soratro mb ho fantatry ny besinimaro sady ho fanomezana fahafinaretana ho an'izay mamaky.
Misaotra sahady sady mankasitraka!
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/kelifara
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138