Insérer une photo Inséré par : KIADY KYLIAN
Date : 15/05/2021 18:15
Visite : 438
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

Kiady teliniaina

RAKOTONDRAHAJA kiady Teliniaina no tena anarany.Teraka tamin'ny 1 aprily 2005. Tao Mandroseza mipetraka any Ambohimanambola. Zanak'i RAKOTONDRAHAJASOA SY RAMAROSON solomampionona ravoary. Nianatra tao @ ecole privé LORIOT AMBOHIBATO ary Nifindra tao amin'ny sekoly LOTERANA TAO @ LYCÉE PRIVÉ MARTIN LUTHER ary mbola manohy fianarana ao.
Tiany ny manoratra rehefa mba izy irery no ao an-trano na rehefa tsy misy atao. Anisany fialamboly tena tiany ihany koa ny foot.
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/kiady-teliniaina
Poèmes ( 1)
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135