Insérer une photo Inséré par : sarondrahona
Date : 08/07/2004 11:00
Visite : 1381
Poèmes: 1 Cliquer ici
Fans : 0 Admirer
Insérer un poème

MaMi

Mpanoratra tsy anatina fikambanana, nefa azo lazaina fa POETA anisan'ny manana ny maha -izy azy eo amin'ny sehatry famoronana.
Mandalina momba ny SIANSA eny amin'ny ANJERIMANONTOLO izy, ary mipetraka eny Ambohimanarina. MIANDRISOA no hahalalako azy amin'ny fifaneraseranay andavanandro, ary amin'ny maha -Mpinamana anay no anolorako azy aminao.

Hoy i SARONDRAHONA RAMBOLAMANANA ( 033 14 253 57)
Lien: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/mami
Poèmes ( 1)
Lectures

Pas encore lu

Derniers commentaires

Aucun commentaire trouvé.

Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0136